Messages récents par Mpanoratra

"Koa aoka hilaozantsika ny abidim-pianarana ny amin'i Kristy, fa aoka handroso ho amin'ny tanteraka isika ka tsy hanao fanorenana indray, dia fibebahana hahafahana amin'ny asa maty sy finoana an'Andriamanitra". Hebreo 6 : 1-6 (and 1)
Tohiny

"Fandrenesan'ny sofina ihany no nandrenesako Anao; Fa ankehitriny izao kosa dia ny masoko no mahita Anao; Koa dia miaiky sy mibebaka eto amin'ny vovoka sy ny lavenona aho". — Joba 42 : 1 - 6 (and.5-6)
Tohiny

"Fa mba hohavaozina kosa ianareo amin'ny fanahin'ny sainareo, ary mba hotafinareo ny toetra* vaovao, izay noforonina araka an'Andriamanitra amin'ny fahitsiana sy ny fahamasinana momba ny fahamarinana". [*Grika: olona] Efesiana 4 : 17 - 24 (and.23-24)
Tohiny

"Ary izany no nolazainy hanambara ny fomban'ny fahafatesana izay hankalazany an'Andriamanitra. Ary rehefa voalazany izany, dia hoy Izy taminy: Manaraha Ahy". Jaona 21 : 15-19 (and.19)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.