image_pdfPDF

"Ary Asa nitaraina tamin'i Jehovah Andriamaniny ka nanao hoe: Jehovah o, tsy misy afa-tsy Ianao no mahavonjy ny tsy manan-kery, raha iadian'ny maro izy*, ka vonjeo izahay, Jehovah Andriamanitray o, fa Ianao no iankinanay, ary ny anaranao no andehananay hiady amin'ireto olona ireto. Jehovah o. Ianao no Andriamanitray; aza avela hisy olona haharesy Anao.[* Na: Jehovah o, mora foana aminao ny hamonjy na ny mahery na izay tsy manan-kery]" — II Tantara 14 : 10

image_pdfPDF