"Ary dia milaza amin'ny Zanak'Isiraely ianao hoe:
Ny Sabatako no tandremo; fa famantarana ho amiko, sy ho aminareo hatramin'ny taranakareo fara mandimby izany, mba ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah
Izay manamasina anareo".
Eksodosy 31:13