image_pdfPDF

"Ny Fanahin'i Jehovah Tompo no ato amiko,
Satria Jehovah efa nanosotra ahy hitory teny soa mahafaly amin'ny mpandefitra, efa naniraka Ahy hahasitrana* ny torotoro fo Izy, ary hitory fanafahana amin'ny babo sy hamoaka ny ao an-trano-maizina ho amin'ny mazava, Hitory taona ankasitrahan'i Jehovah sy andro famalian'Andriamanitsika, hampionona ny malahelo rehetra"

Isaia 61:1-2

image_pdfPDF