"Fa fantatrareo fa tsy zavatra mety ho simba, tahaka ny volafotsy sy ny volamena, no nanavotana anareo tamin'ny fitondrantena adala, izay azonareo tamin'ny nentin-drazana, fa ny rà soan'i Kristy, toy ny ràn'ny zanak'ondry tsy misy kilema ary tsy misy pentimpentina".
1 Petera 1:18-19