"Ary ny anankiray tamin'ny roa ambin'ny folo lahy, atao hoe Jodasy Iskariota, dia nankao amin'ny lohan'ny mpisorona ka nanao hoe: Homenareo hoatrinona aho hanolorako Azy aminareo?
Ary izy nandanja sekely volafotsy telo-polo homena azy." Matio 26:14-15
Ary izy nandanja sekely volafotsy telo-polo homena azy." Matio 26:14-15