"Fa ny Mpananatra*, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo". [*Grika: Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava].Jaona 14 : 25-31 (and.26)