"Dia nampitresahin'Andriamanitra ilay fitoerana hoboka tany Lehy, ka niboiboika teo ny rano; ary rehefa nisotro izy, dia nody ny ainy, ka velona Izy; ka izany no nanaovany ny anarany hoe En-hakore*, izay any Lehy mandraka androany". [*En-hakore = Loharanon'ilay niantso]. Mpitsara 15 : 14-20 (and.19)