"Koa dia hanome Azy anjara amin'ny lehibe Aho, ary hizara babo amin'ny mahery Izy;
Satria naidiny ho amin'ny fahafatesana ny ainy,
Ary natao ho isan'ny mpanota Izy;
Eny,
Izy no nitondra ny fahotan'ny maro sady manao fifonana ho an'ny mpanota". Isaia 53:12