image_pdfPDF
'Fa rainy kosa nanao tamin'ny ankizilahiny hoe:
Alao haingana ny akanjo tsara indrindra ka ampiakanjoy azy; ary asio peratra ny tanany sy kapa ny tongony;
ary ento ny zanak'omby nafahy, ka vonoy; ary aoka isika hihinana sy hifaly; fa ity zanako ity efa maty, fa velona indray, ary efa very, fa hita indray. Dia nifaly izy". Lioka 15:22-24
image_pdfPDF