image_pdfPDF

"Lazaiko aminareo marina tokoa:
Hahazo famelan-keloka ny zanak'olombelona amin'ny ota rehetra sy ny fitenenan-dratsy rehetra izay ataony; fa izay miteny ratsy ny
Fanahy Masina kosa dia tsy mahazo famelan-keloka mandrakizay, fa miendrika hohelohina ny amin'ny ota mandrakizay izy; izany no nolazainy". Marka 3:28-29

image_pdfPDF