"Iza no tsy hatahotra?
Ary iza no tsy hankalaza ny anaranao,
Tompo o?
Fa Ianao ihany no masina, ary ny firenena rehetra ho avy hiankohoka eo anatrehanao;
Fa efa naharihary ny fitsarana marina nataonao". Apokalypsy 15:4