RESAKA FO/ FO VONONA HIAINO AN’ANDRIAMANITRA
1 Samoela 3 :10b : « Dia namaly Samoela hoe: Mitenena, fa mihaino ny mpanomponao ». MANANA FO VONONA HIAINO AN’ANDRIAMANITRA VE IANAO ? Andriamanitra tsy miteny amin’ny olona iray raha tsy azony antoka fa vonona hiaino io olona io. ...
RESAKA OZONA
Levitikosy 26 : 16 Rehefa avy niteny ny Tompo eo amin’ny and. 14 hoe : « Fa raha tsy mihaino Ahy kosa ianareo ka tsy mankato ireo didy rehetra ireo », dia hoy Izy eo amin’ny and. 16 : « ...
KARAZANA FO 4: AHOANA NY AMIN’NY FONAO?
"Ireo teny amoron-dàlana dia izay mandre, nefa avy ny devoly ka manaisotra ny teny ao am-pony, fandrao hino izy ka hovonjena. Ireo teny ambonin’ ny vatolampy dia izay mandre sady mandray ny teny amin’ ny hafaliana; nefa tsy manam-paka ireo, ...
TU AS ETE CREE POUR LE PLAISIR DE JESUS
Hebreo 1 :1-2 : «Rehefa nampitenenin’Andriamanitra tamin’ny razana fahiny ny mpaminany tamin’ny andro samy hafa sy fanao samy hafa ; dia amin’izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra ; Izy ...
L’ETERNEL REGNE
Salamo 97 :1a : « Jehovah no Mpanjaka, aoka ho faly ny tany » Amin’ny dikan-teny segond dia hoe : « l’Eternel règne ». Ny olona mahafantatra an’izany dia mitoetra anaty fifaliana. Isika dia mandeha amin’ny finoana ka rehefa lazaina ...
MPIVAVAKA TSY MANDA AN’ANDRIAMANITRA
Hebreo 1 :2 : «dia amin’ izao andro farany izao kosa no nampitenenany tamintsika ny Zanany, Izay voatendriny ho Mpandova ny zavatra rehetra; Izy no nahariany izao tontolo izao » Ny fanontaniana apetraky ny Tompo amintsika eto amin’ny Hebreo 1 ...
