Ireo fampianarana mandritra ny "Etude Biblique".
Mofonaina 06 Aogositra 2024 – Levitikosy 19:1-4
Levitikosy 19:1-4 NY BOKY Toko 27. Ity no atao hoe bokin'ny lutorjy teo amin'ny fivavahana Jiosy. Manomboka amin'ny fanatitra samihafa ny boky ary mifarana amin'ny fanorenana ny Tabernakely. Ny Sabata, ny Jobily, ny fahafolon-karena sns... NY PERIKOPA Levitikosy 19 dia ...
Mofonaina 02 Aogositra 2024 – I Samoela 16:4-13
Zoma 02 Aogositra 202 1 Sam 16:4-13 1. NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay Toko: 31 Daty: Tantara niseho 1055 BC, nosoratana tamin'ny 1055 BC Sokajin’ny bokin’ny tantara: Ny olon'Andriamanitra voalaza ao dia Samoela, Saoly, Davida. Manamarika ny Boky ny olam-pianakavian’i ...
Mofonaina Talata 30 Jolay 2024 – Kolosia 2:4-7
Kolosiana 2:4-7 1. NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay Toko: 4 Daty: 60-62 Mpanoratra: Paoly tany am-pifatorana Antony nanoratana: Fanoherana ny fampianaran-diso izay nampifangaro ny fivavahana jiosy sy ny sampy ary ny filozofia grika, ary nitaomana ny kristianina tao Kolosia hiorina ...
Mofonaina Zoma 26 Jolay 2024 – Lioka 9,57-62 – FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA
Lc 9:57-62 1. NY BOKY 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay Toko: 24 Daty: 64 Mpanoratra: Lioka mpahay tantara, Grika, mpitsabo Mampiavaka: Ny fahaterahan’i Jaona mpanao Batisa Ny tetiarana miantsoro mianoatra (Jesoa Kristy hatramin’i Adama) Ny tantaran’ny fitsanganan’i Jesoa tamin’ny maty (ny resak’i ...
Ezekiela 34,20-31 / Mofonaina Talata 16 Jolay 2024
Ezekiela 34,20-31 1. NY BOKY Ny faminaniana tao amin'ny bokin'i Ezekiela dia natao teo anelanelan'ny taona 594-536 talohan'i Kristy. Izy io dia nosoratana tany amin'ny fahababoana, araka ny hita ao amin'ny Ez 1:1. Ny famaranana dia hita ao amin'ny Ez ...