Archives de la catégorie: Vaovao Synodamparitany

03 MEY 2022

Nanatanteraka Komity Lehibe tsy ara-potoana ny Synodamparitany Antananarivo Andrefana (SPAA 10) izay notarihan'ny Rafitra mpanatanteraka eto amin'ny FJKM. Tao amin’ny FJKM Atsimon’Imahamasina no nanatanterahana izany. Ary natokana  hanaovana fifidianana ny Birao vaovao hitarika ny SPAA 10 izany Komity Lehibe izany. Taorian'ny fifidianana dia ireto manaraka ireto no mandrafitra ny Birao SPAA10: - Filoha Mpanampy Mpitandrina…
Tohiny