"Fa aseho avy any an-danitra ny fahatezeran'Andriamanitra amin'ny faharatsiana rehetra sy ny tsy fahamarinan'ny olona izay misakana ny fahamarinana amin'ny fanaovan-dratsy". Romana 1 : 18-25 (and.18)
Tohiny
Ary noho izany izaho, mpifatotra noho ny amin*'ny Tompo, dia mangataka aminareo mba handeha miendrika ny fiantsoana izay niantsoana anareo, [*Grika: ao amin'] Efesiana 4 : 1-8 (and.1)
Tohiny
"Fa ankehitriny efa mahazo fanompoam-pivavahana tsara noho ny an'ireny Izy, dia araka ny nanaovana Azy ho Mpanalalana amin'ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin'ny teny fikasana tsara lavitra". Hebreo 8 : 1-6 (and. 6)
Tohiny
"Izay rehetra mandà ny Zanaka no tsy manana ny Ray koa; izay manaiky ny Zanaka no manana ny Ray koa". — I Jaona 2 : 20-23 (and.23)
Tohiny



