Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Mahalala hietry aho, ary mahalala hitombo; na aiza na aiza, ary na amin'inona na amin'inona, dia efa nampianarina ny ho voky sy ho noana aho ary hanam-be sy halahelo". Filipiana 4 : 10 -19 (and.12)
Tohiny

'ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesosy ; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany. ' Matio 1:18-25 (adn. 21)
Tohiny

"Fa izay rehetra manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra".  Lioka 14 : 7-11 (and.11)
Tohiny

"Farany, miraisa saina ianareo rehetra. ka miaraha ory, mifankatiava tahaka ny mpirahalahy, mifamindrà fo, manetre tena".  I Petera 3 : 8
Tohiny