"Isaorana anie Jehovah Andriamanitra, Andriamanitry ny Isiraely; Izy irery ihany no manao fahagagana". Salamo 72 : 18-19 (and.18)
Tohiny
"Izaho no Jehovah, izany no anarako, ka ny voninahitro tsy homeko ny hafa, na ny fiderana Ahy ho an'ny sarin-javatra voasokitra". Isaia 42 : 1-9 (and.8)
Tohiny
"Ary isika no tranony". Hebreo 3 : 1-6 (and.6b)
Tohiny
"Ny fanapahany dia hatramin'ny ranomasina ka hatramin'ny ranomasina Ary hatramin'ny Ony ka hatramin'ny faran'ny tany". Zakaria 9 : 9-10 (and.10b)
Tohiny



