Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Izay fatra-pihevitra ny rivotra tsy hamafy, ary izay manahy* ny rahona tsy hijinja. [*Hebreo: mijery]".  Mpitoriteny 11 : 1-8 (and.4)
Tohiny

"Ary vovo-tany no namoronan'i Jehovah Andriamanitra ny olona, ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony; dia tonga olombelona izy*". [*Tonga manan'aina ny olona] . Genesisy 2 : 4-9 (and.7)
Tohiny

"Ary tsy nanao asa lehibe maro teo Izy noho ny tsy finoan'ireo".  Matio 13 : 53-58 (and. 58)
Tohiny

"Ho Azy anie ny voninahitra ao amin'ny fiangonana sy ao amin'i Kristy Jesoa hatramin'ny taranaka farany indrindra mandrakizay mandrakizay. Amena. Efesiana 3 : 20-21 (and. 21)
Tohiny