Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa asany isika, voaforona tao amin'i Kristy Jesoa mba hanao asa tsara, izay namboarin'Andriamanitra rahateo mba handehanantsika eo aminy". Efesiana 2 : 10
Tohiny

"Ary hoy Andriamanitra taminy: Izaho no Andriamanitra Tsitoha; maroa fara sy mihabetsaha; firenena maro no hiseho avy aminao, ary hisy mpanjaka amin'ny haterakao". Genesisy 35 : 11
Tohiny

"Ry rahalahiko, ataovy ho fifaliana avokoa, raha iharan'ny fakam-panahy* samy hafa ianareo, [*Na: fizahan-toetra] satria fantatrareo fa ny fizahan-toetra ny finoanareo dia mahatonga faharetana". Jakoba 1 : 2 - 3
Tohiny

"Dia nino ny olona; ary rehefa reny fa Jehovah efa namangy ny Zanak'Isiraely ka efa nitsinjo ny fahoriany, dia niondrika izy ka niankohoka". Eksodosy 4 : 31
Tohiny