"Fa izay tarihin'ny Fanahin'Andriamanitra no zanak'Andriamanitra". Romana 8 : 9-17 (and.14)
Tohiny
"Koa mampahafantatra anareo aho fa tsy misy olona ampitenenin'ny Fanahin'Andriamanitra ka manao hoe: Voaozona* Jesoa; ary tsy misy mahay manaiky hoe: Jesoa no Tompo, raha tsy amin'ny Fanahy Masina". [*Grika: anatema] I Korintiana 12 : 1-11 (and.3)
Tohiny
"Indrisy! Jehovah Tompo o, holevoninao va ny hany sisa amin'ny Isiraely?" Ezekiela 11 : 1-13 (and. 13b)
Tohiny
"Ka hiteraka Zazalahy izy, ary ny anarany hataonao hoe Jesoa*; fa Izy no hamonjy ny olony ho afaka amin'ny fahotany". [*Jesoa = Jehovah no Mpamonjy] Matio 1 : 18-25 (and.21)
Tohiny



