Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa hoy Jesoa taminy: Ry Jodasy, fanorohana va no amadihanao ny Zanak'olona?" Lioka 22:48
Tohiny

"Ary Jonatana nilaza soa an'i Davida tamin'i Saoly rainy, ka hoy izy taminy: Aoka ny mpanjaka tsy hanisy ratsy an'i Davida mpanompony, fa izy tsy nanisy ratsy anao, sady nahasoa anao indrindra ny nataony". 1 Samoela 19:4
Tohiny

"Koa amin'izany dia aoka hanahaka an'Andriamanitra ianareo tahaka ny zanaka malala". Efesiana 5:1
Tohiny

"Aza mamihina ny soa amin'izay tokony homena azy, Raha azon'ny tananao atao ihany". Ohabolana 3:27
Tohiny