"Fa Heroda natahotra an'i Jaona, satria fantany fa lehilahy marina sy masina izy, ka dia niaro azy izy; ary rehefa nandre azy izy, dia very hevitra be ihany; ary nihaino azy tamin'ny hafaliana izy". Marka 6:20
Tohiny
"Mandry tsara ao am-pon'ny manan-tsaina ny fahendrena; Fa ny an'ny adala kosa dia miharihary". Ohabolana 14:33
Tohiny
"Dia hoy Davida tamin'i Natana: Efa nanota tamin'i Jehovah aho. Ary hoy kosa Natana tamin'i Davida: Jehovah efa nanaisotra ny helokao, ka tsy ho faty ianao". 2Samoela 12:13
Tohiny
"Andriamanitro ô, hihira fihiram-baovao ho Anao aho; amin'ny valiha tory folo no hankalazako Anao". Salamo 144:9
Tohiny



