"Jehovah o, iza no hitoetra ao amin'ny tabernakelinao? iza no honina ao an-tendrombohitrao masina?" Salamo 15: 1
Tohiny
"Ary mandidy anareo izahay, ry rahalahy, amin'ny anaran'i Jesoa Kristy Tompontsika, mba hialanareo amin'ny rahalahy rehetra izay tsy mitoetra tsara ka tsy manaraka ny fampianarana natolotra izay noraisiny taminay". 2 Tes. 3:6
Tohiny
"Ary efa mba toy izany ihany ny sasany aminareo, saingy efa voasasa* ianareo, efa nohamasinina ianareo, efa nohamarinina ianareo, tamin'ny anaran'i Jesoa Kristy Tompo sy tamin'ny Fanahin'Andriamanitsika". 1 Korintiana 6:11
Tohiny
"Fa aiza kosa no hahitana ny fahendrena? ary aiza no fitoeran'ny fahalalana? Tsy misy zanak'olombelona mahalala ny vidiny, ary tsy hita eo amin'ny tanin'ny velona izy". Joba 28:12-13
Tohiny



