Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Tomoera ety amiko, ka aza matahotra; fa izay mikatsaka ny aiko no mikatsaka ny ainao koa; fa eto amiko no hahavoavonjy anao". 1 Samoela 22:23
Tohiny

"Fa hoy izy taminy fanintelony: Ka inona ary no ratsy nataony: tsy hitako izay helony tokony hahafaty Azy koa hofaizako Izy, dia halefako". Lioka 23:25
Tohiny

"Dia namaly Estera, vadin'ny mpanjaka, ka nanao hoe: Raha mahita fitia eto imasonao ary aho, ry mpanjaka, ka sitraky ny mpanjaka, dia aoka homena ahy ny aiko araka ny fifonako ary ny fireneko araka ny fangatahako". Estera 7:3
Tohiny

"Manetre tena eo anatrehan'ny Tompo, dia hanandratra anareo Izy". Jakoba 4:10
Tohiny