Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Koa noho izany dia manaova izay zotom-po rehetra kosa ianareo, ka amin'ny finoanareo dia manehoa fahatanjahan-tsaina, ary amin'ny fahatanjahan-tsainareo dia fahalalana, ary amin'ny fahalalanareo dia fahononam-po, ary amin'ny fahononam-ponareo dia faharetana, ary amin'ny faharetanareo dia toe-panahy araka an'Andriamanitra, ary amin'ny toe-panahinareo araka an'Andriamanitra dia fitiavana ny rahalahy, ary amin'ny fitiavanareo ny rahalahy dia fitiavana ny…
Tohiny

"Paoly, mpanompon'Andriamanitra sy Apostolin'i Jesoa Kristy hampandroso ny finoan'ny olom-boafidin'Andriamanitra sy ny fahalalana tsara ny marina izay manaraka ny toe-panahy araka an'Andriamanitra". — Titosy 1 : 1-4 (and.1)
Tohiny

"Dia namaly an'i Jesoa izy ka nanao hoe: Tsy fantatray. Dia hoy Jesoa taminy: Izaho kosa tsy hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany". Matio 21 : 23-32 (and.27)
Tohiny

"Fa ankehitriny, esory koa izao rehetra izao, dia fahatezerana, fiafonafonana, lolompo, fitenenan-dratsy, teny mahamenatra avy amin'ny vavanareo". Kolosiana 3 : 5-11 (and.8)
Tohiny