"Ny firenena rehetra nataonao dia ho avy hiankohoka eo anatrehanao, Tompo o, Ka hanome voninahitra ny anaranao". Salamo 86:9
Tohiny
"Ary ankehitriny, anaka, tomoera ao aminy, mba hananantsika fahasahiana, raha hiseho Izy, ka tsy ho menatra eo anatrehany amin'ny fihaviany". 2 Jaona 2:28
Tohiny
"Ary Andriamanitra dia nihaona tamin'i Balama; ary hoy Balama taminy: Ny alitara fito dia efa namboariko, ary efa nanatitra vantotr'ombilahy sy ondrilahy iray avy teo ambonin'ny isan'alitara aho". Nomery 23:4
Tohiny
"Ary, indro, efa mipetraka eo amin'ny fototry ny hazo sahady ny famaky; koa ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo". Matio 3:10
Tohiny



