"Fa hianareo efa nomena noho ny an’ i Kristy, tsy ny hino Azy ihany, fa ny hiharam-pahoriana koa noho ny aminy". Filipiana 1:29
Tohiny
"Marina Ianao, Jehovah o, Ary mahitsy ny fitsipikao". Salamo 119:137
Tohiny
"Ary Jesoa nijery azy tsara, dia tia azy ka nanao taminy hoe: Diso zavatra iray loha ianao; mandehana, amidio izay rehetra anananao ka omeo ny malahelo, dia hanana rakitra any an-danitra ianao; ary avia hanaraka Ahy". Marka 10:21
Tohiny
"Aza manao fitsarana miangatra, aza mizaha tavan'olona, ary aza mandray kolikoly; fa ny kolikoly mahajamba ny mason'ny hendry ary mamadika ny tenin'ny marina". Deoteronomia 16:29
Tohiny



