"Ny molotry ny hendry mampiely fahendrena; Fa tsy mba toy izany ny fon’ ny adala". Ohabolana 15:7
Tohiny
"Ireo no hahazo fahamelohana mafimafy kokoa". Marka 12:40b
Tohiny
"Ary ataovy izay mahitsy sady tsara eo imason'i Jehovah, mba hahita soa ianao ary mba hidiranao handova ny tany soa izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanao homena azy". Deoteronomia 6:18
Tohiny
"Sambatra ianareo, raha haratsina noho ny anaran'i Kristy, fa ny Fanahin'ny voninahitra, dia ny Fanahin'Andriamanitra, mipetraka ao aminareo". 1Petera 4:14
Tohiny



