Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary ao no hihaona aminao Aho, ka ao ambonin'ny rakotra fanaovam-panavotana no hitenenako aminao, dia ao anelanelan'ny kerobima roa, izay eo ambonin'ny fiaran'ny Vavolombelona, ka holazaiko izay rehetra handidiako anao holazainao amin'ny Zanak'Isiraely." Eksodosy 25:22
Tohiny

"Dia miomàna koa ianareo; fa ho avy ny Zanak'olona amin'izay ora tsy ampoizinareo". Lioka 12:40
Tohiny

"Aoka hohazonintsika mafy ny fanekena ny fanantenana mba tsy hihozongozonany   (fa mahatoky Ilay efa nanao ny teny fikasana)". Hebreo 10:23  
Tohiny

"Koa izao no hataoko aminao, sy Isiraely, satria hanao izany aminao Aho, dia miomàna hihaona amin'Andriamanitrao, ry Isiraely o". Amosa 4:12  
Tohiny