Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ka mamelà ny helokay sy ny fahotanay ary raiso ho lovanao izahay". Eksodosy 34 : 1-9 (and.9b)
Tohiny

"Ary hanisy fahagagana eny amin'ny lanitra ambony Aho sy famantarana amin'ny tany ambany, Dia rà sy afo ary zavon'ny setroka".  Asan'ny Apostoly 2 : 14-21 (and.19)
Tohiny

"Izaho no Jehovah, fa tsy misy hafa: Tsy misy Andriamanitra afa-tsy Izaho; Izaho efa nampisikina anao, kanefa tsy nahafantatra Ahy ianao" Isaia 45 : 1-8 (and.5)
Tohiny

"Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo: Ankehitriny dia hampodiko avy amin'ny fahababoany Jakoba, ary hamindrako fo ny taranak'Isiraely rehetra; ary hiseho ho saro-piaro noho ny amin'ny anarako masina Aho". Ezekiela 39 : 25-29 (and.25)
Tohiny