"Indro,Izaho maniraka Anjely eo alohanao hiaro anao any an-dalana sy hitondra anao ho any amin'ny fitoerana izay namboariko". Eksodosy 23:20
Tohiny
"Fa ny Mahery efa nanao zavatra lehibe tamiko; Ary masina ny anarany". Lioka 1:49
Tohiny
"Farany, ry rahalahy, na inona na inona marina, na inona na inona manan-kaja, na inona na inona mahitsy, na inona na inona madio, na inona na inona maha-te-ho-tia, na inona na inona tsara laza, raha misy hatsaram-panahy, ary raha misy dera, dia hevero izany". Filipiana 4:8
Tohiny
"Aza dia mahery miteny avonavona; ary aoka tsy haloaky ny vavanareo ny fireharehana. Fa Jehovah no Andriamanitry ny fahalalana, ary Izy no mandanja ny asa". 1 Samoela 2:3
Tohiny



