Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Halako ny mpiroa saina; Fa ny lalànao no tiako". Salamo 119:113
Tohiny

"Ary manana ny teny faminaniana atao mafy orina kokoa isika; koa raha mandinika izany ianareo, dia manao tsara, fa toy ny jiro mahazava ao amin'ny fitoerana maizimaizina izany, mandra-pahazavan'ny andro, ka miposaka ao am-ponareo ny fitarik'andro". 2 Petera 1:19
Tohiny

"Nanisy soa ahy araka ny fahamarinako Jehovah; Araka ny fahadiovan'ny tanako no namaliany ahy". 2 Samoela 22:21
Tohiny

"Koa aza mifampitsara intsony isika; fa aleo mihevitra izao, dia ny tsy hanisy fandavoana na fanafintohinana eo anoloan'ny rahalahy". Romana 14:13
Tohiny