"Ary ho an'izay miasa, dia tsy isaina ho fahasoavana ny karama, fa ho trosa". Romana 4:4
Tohiny
"Ary tandremo izay asain'i Jehovah Andriamanitrao hotandremana handehananao amin'ny lalany hitandremanao ny lalàny sy ny didiny sy ny fitsipiny ary ny teni-vavolombelony, araka ny voasoratra ao amin'ny lalan'i Mosesy, mba hataonao lavorary avokoa izay rehetra hataonao sy izay rehetra halehanao". 1 Mpanjaka 2:3
Tohiny
"Aoka isika hifaly sy ho ravoravo ka hanome voninahitra Azy; fa tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Ka efa niomana ny vadiny". Apokalypsy 19:7
Tohiny
"Tsarovy aho ka hasoavy, ry Andriamanitro o, araka izay rehetra nataoko ho an'ity firenena ity". Nehemia 5:19
Tohiny



