"Amin'ny faharetanareo no hahatananareo ny ainareo". Lioka 21 : 12-19 (and.19)
Tohiny
"Jehovah, Andriamanitry ny maro, Jehovah no hahatsiarovana Azy". Hosea 12 : 1-7 (and.6)
Tohiny
"Miantombena tsara miandry an'i Jehovah ianao ka manantenà Azy". Salamo 37 :1-7 (and.7a)
Tohiny
"Ary ankehitriny, anaka, tomoera ao aminy, mba hananantsika fahasahiana, raha hiseho Izy, ka tsy ho menatra eo anatrehany amin'ny fihaviany". I Jaona 2 : 24-29 (and.28)
Tohiny



