Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Koa tandremo tsara izay fandehanareo, mba tsy hitondranareo tena tahaka ny adala, fa tahaka ny hendry". Efesiana 5:15
Tohiny

"Ary maro amin'ny Zanak'isiraely no hampodiny amin'i Jehovah Andriamaniny". Lioka 1:16
Tohiny

"Izay tia fananarana no tia fahalalana; Fa izay mandà anatra dia biby". Ohabolana 12:1
Tohiny

"Koa raha mitondra anareo hatolotra izy, dia aza manahy rahateo izay holazainareo; fa izay teny homena anareo amin'izany ora izany no holazainareo; fa tsy ianareo no hiteny, fa ny Fanahy Masina". Marka 13:11
Tohiny