Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Kanefa izay anananareo dia tano mafy mandra-pihaviko." Apkkalypsy 2:25
Tohiny

"Ary rehefa tapitra ny havaloana, ka hoforana ny Zaza, dia nataony hoe Jesoa ny anarany, araka ilay nataon'ny anjely, fony tsy mbola torontoronina tao an-kibo Izy". Lioka 2:21  
Tohiny

"Ary izay zavatra efa renao tamiko teo anatrehan'ny vavolombelona maro dia atolory ny olona mahatoky, izay hahay mampianatra ny sasany kosa". 2 Timoty 2:2
Tohiny

"Fa izay rehetra naterak'Andriamanitra dia maharesy izao tontolo izao; ary ny fandresena izay enti-maharesy izao tontolo izao dia ny finoantsika". 1 Jaona 5:4  
Tohiny