"Fa hoy Amazia tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra: Ka hataontsika ahoana ny amin'ny talenta zato nomeko ny miaramilan'ny Isiraely? Asy hoy ilay lehilahin'Andriamanitra taminy: Jehovah mahay manome anao mihoatra lavitra noho izany." 2 Tantara 25:9
Tohiny
"Ary amin'izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin'ny kely dia kely fitiavana". Lioka 7:47
Tohiny
"Ho lavon'ny sabatra ianareo; any amin'ny sisin-tanin'ny Isiraely no hitsarako anareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah". Ezekiela 11:10
Tohiny
"Dia hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Nihafohy va ny tanan'i Jehovah? ankehitriny dia ho hitanao na ho tanteraka aminao ny teniko, na tsia". Nomery 11:23
Tohiny



