"Dia tany izay tandreman'i Jehovah Andriamanitrao; ny mason'i Jehovah Andriamanitrao mitsinjo azy mandrakariva hatramin'ny fiandohan'ny taona ka hatramin'ny fiafarany". — Deoteronomia 11 : 8-12 (and.12)
Tohiny
"Ary raha mitondra ny Lahimatoa ho amin'izao fiainana izao indray, dia hoy Izy: "Ary aoka ny anjelin'Andriamanitra rehetra hiankohoka eo anoloany" (Salamo 97:7). — Hebreo 1 : 5-14 (and.6)
Tohiny
"Fa izay manandra-tena no haetry; ary izay manetry tena no hasandratra". Matio 23 : 1-12 (and. 12)
Tohiny
'Manompoa an’i Jehovah amin’ny fahatahorana, Ary mifalia amin’ny fangovitana. ' Salamo 2:7-12 (and. 11)
Tohiny