Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Mandehana, dia hambinina ianareo, fa hatolotra eo an-tananareo izy." 2 Tantara 18:14b  
Tohiny

"Ny mpaminany izay manonofy dia aoka hilaza nofy, ary izay manana ny teniko dia aoka hanambara marina ny teniko. Fa moa inona izay mololo, raha oharina amin'ny vary? hoy Jehovah. Tsy tahaka ny afo va ny teniko? hoy Jehovah, ary tsy tahaka ny kanonta manorotoro ny vatolampy va?". Jeremia 23:28-29
Tohiny

"Ary hilatsaka aminao ny Fanahin'i Jehovah, ka hiara-maminany aminy ianao, dia ho voaova ho olom-baovao". 1 Samoela 10:6  
Tohiny

"Dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, rehefa miasa aminareo Aho noho ny amin'ny anarako, fa tsy araka ny lalàn-dratsinareo, na araka ny ratsy fanaonareo, ry taranak'Isiraely, hoy Jehovah Tompo". Ezekiela 20:44  
Tohiny