Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa ankehitriny efa mahazo fanompoam-pivavahana tsara noho ny an'ireny Izy, dia araka ny nanaovana Azy ho Mpanalalana amin'ny fanekena tsara lavitra, izay natao tamin'ny teny fikasana tsara lavitra".  Hebreo 8 : 1-6 (and. 6)
Tohiny

"Izay rehetra mandà ny Zanaka no tsy manana ny Ray koa; izay manaiky ny Zanaka no manana ny Ray koa". — I Jaona 2 : 20-23 (and.23)
Tohiny

"Ary nisy feo avy tany an-danitra nanao hoe: Ianao no Zanako malalako, Ianao no sitrako". Marka 1 : 9-13 (and.11)
Tohiny

"Ny lazan'ny voninahitry ny fiandriananao Sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko".  Salamo 145 : 1-7 (and.5)
Tohiny