"Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka". Matio 12 : 22-30 (and.30)
Tohiny
"Izaho no Jehovah Izay manao ny zavatra rehetra". Isaia 44 : 24-28 (and.24b)
Tohiny
"Ary dia fantatra eran'i Jopa izany, ka maro no nino ny Tompo". Asan'ny Apostoly 9 : 36-43 (and.42)
Tohiny
"Ary hoy Izy taminy: Andeha, sasao ny masonao any amin'ny farihy Siloama (izay atao hoe, raha adika, Nirahina). Dia lasa izy ka nanasa, dia niverina nahiratra". Jaona 9 : 1-7 (and.7)
Tohiny



