Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Aoka hifaly sy ho ravoravo aminao izay rehetra mitady Anao; ary aoka izay tia ny famonjenao hanao mandrakariva hoe: hankalazaina anie Andriamanitra". Salamo 70:4
Tohiny

"Ny liona no mierona, ka iza no tsy hatahotra? Jehovah Tompo no miteny, ka iza no tsy haminany?". Amosa 3:8
Tohiny

"Dia niely teny Jodia rehetra sy teny amin'ny tany manodidina rehetra ny lazan'i Jesoa ny amin'izany zavatra izany". Lioka 7:17
Tohiny

"Ary koa, rehefa nitsangana tamin'ny maty Izy, dia tsaroan'ny mpianany fa efa nilaza izany Izy; ary dia nino ny Soratra Masina sy ny teny izay nolazain'i Jesoa izy". Jaona 2:22
Tohiny