Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa hany ataoko: aoka ny fitondran-tenanareo ho miendrika ny filazantsaran'i Kristy, mba handrenesako ny toetrareo   (na ho tonga aho ka hahita anareo, na tsy ho tonga), fa maharitra amin'ny fanahy iray ianareo ka miray fo hiara-miezaka hampandroso ny finoana ny filazantsara". Filipiana 1:27
Tohiny

"Mampahatanjaka ny reraka Izy, ary izay kely hery dia omeny hery be". Isaia 40:29  
Tohiny

"Indro, feno avonavona ny fanahin'ireny, fa tsy mahitsy ao anatiny, Fa ny marina ho velon'ny finoany". Habakoka 2:4
Tohiny

"Fa aoka ho fantatrao izao: fa any am-parany any dia hisy andro mahory". 2 Timoty 3:1  
Tohiny