"Apetrako ny foko hankatò ny didinao mandrakizay hatramin'ny farany". Salamo 119:112
Tohiny
"Ho an'Andriamanitra tokana ihany sady hendry anie ny voninahitra amin'ny alalan'i Jesoa Kristy mandrakizay mandrakizay. Amena". Romana 16:27
Tohiny
"Izy no torinay, ka samy anarinay sy ampianarinay amin'ny fahendrena rehetra ny olona rehetra, mba samy hatolotray ho tanteraka ao amin'i Kristy izy rehetra". Kolosiana 1:28
Tohiny
"Koa izany no atahoran'ny olona Azy; Tsy mety mijery izay manao azy ho hendry Izy". Joba 37:24
Tohiny



