"Mihainoa Ahy, ry Jakoba, sy y Isiraely izay nantsoiko: Tsy miova Aho; Izaho no voalohany, ary Izaho koa no farany". Isaia 48:12
Tohiny
"Andramo ka izahao fa tsara Jehovah; sambatra izay olona mialoka aminy". Salamo 34:8
Tohiny
"Dia namaly Estera, vadin'ny mpanjaka, ka nanao hoe: Raha mahita fitia eto imasonao ary aho, ry mpanjaka, ka sitraky ny mpanjaka, dia aoka homena ahy ny aiko araka ny fifonako ary ny fireneko araka ny fangatahako". Estera 7:3
Tohiny
"Ary hoy izy: Iza moa ianao,Tompoko? Dia hoy Izy: Izaho no Jesoa Izay enjehinao". Asan'ny Apostoly 9:5
Tohiny



