" Fa mahitsy ny tenin'i Jehovah, ary ny asany rehetra dia mahatoky avokoa". Salamo 33:4
Tohiny
" Ary ankehitriny izaho manolotra anareo ho amin'Andriamanitra sy ho amin'ny tenin'ny fahasoavany, izay mahay mampandroso sy manome lova anareo eo amin'izay rehetra nohamasinina". Asan'ny Apostoly 20 : 32
Tohiny
"Fa Izy nanao hoe: Eny tokoa, kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin'Andriamanitra ka mitandrina izany". Lioka 11:28
Tohiny
" Ny fahamarinan'ny teni-vavolombelonao dia mandrakizay; Ampianaro aho, mba ho velona". Salamo 119:144
Tohiny



