Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Raha miverina amin'i Jehovah amin'ny fonareo rehetra tokoa ary ianareo, dia ario hiala aminareo ny andriamani-kafa sy ireo Astarta, ka ampiomany ny fonareo ho an'i Jehovah, ary aoka Izy ihany no hotompoinareo, dia hamonjy anareo amin'ny tanan'ny Filistina Izy". 1 Samoela 7:3
Tohiny

"Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesoa Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina". Asan'ny Apostoly 2:38
Tohiny

"Fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra". Lioka 13:5b
Tohiny

"Ry Isiraely o, miverena amin'i Jehovah Andriamanitrao, fa lavon-keloka ianao". Hosea 14:2
Tohiny