Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Hoy Jesoa taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino". Jaona 20:29
Tohiny

"Koa aoka ho fantatry ny taranak'isiraely rehetra marimarina fa iny Jesoa nohomboanareo tamin'ny hazo fijaliana iny dia efa nataon'Andriamanitra ho Tompo sy Kristy". Asan'ny Apostoly 2:36
Tohiny

"Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho, fa ny fahasoavan'Andriamanitra no niara-niasa tamiko". 1 Korintiana 15:10
Tohiny

"Eny, izaho no hahita Azy, ary ny masoko no hijery, fa tsy olon-kafa. Efa matim-paniriana ny saiko ato anatiko". Joba 19:27
Tohiny