"Ary izay hendry dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny lanitra; ary izay mamerina ny maro ho amin'ny fahamarinana dia ho tahaka ny kitana mandrakizay doria". Daniela 12:3
Tohiny
"Mankalazà an'i Jehovah, ry olony masina, ka miderà ny anarany masina". Salamo 30:4
Tohiny
"Ary, indro, Izaho mampitondra ny teny fikasan'ny Raiko ho anareo; fa mitoera eto an-tanàna mandra-panafiana anareo amin'ny hery avy any amin'ny avo". Lioka 24:49
Tohiny
"Velona Jehovah; isaorana anie ny Vatolampiko; Asandratra anie Andriamanitry ny vatolampy famonjena ahy". 2 Samoela 22:47
Tohiny



